Ankorondrano : Lehilahy nahatrarana basy vita gasy

Nikasa handeha hanafika ranamana no tojo ireo pôlisy mpanao fisafoana. Tsy afa-niala intsony, ary mbola tratra teny aminy ireo fitaovam-piadiana saika hampiasainy amin’izany. Tranga niseho tetsy Ankorondrano ny alahady lasa teo. Imason’ny toe-draharaha pôlitika tsy dia milamina loatra eto amintsika izao dia mety hanararaotra ihany koa ireo jiolahy. Antony hisian’ny fisafoana tsy tapaka ataon’ireo eo anvion’ny mpitandro filaminana, anaty elakelan-trano isan-karazany rehetra any,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ankorondrano : Lehilahy nahatrarana basy vita gasy