Ankorondrano : Mpanendaka tsy afa-niala intsony, voadarok’ilay saika ho lasibatra

Ela nitoratorahana, hoy ireo nanatri-maso. Omaly hariva, tovolahy iray no tra-tehaka teo am-panaovana ny asa ratsiny, raha nikasa ny handeha hanendaka lehilahy iray tetsy Ankorondrano, tsy lavitra ny lalana mivily mankany amin’ny Water Front Ambodivona iny. Tamin’io fotoana io, tsy nampoizin-dranamana velively fa efa nandrasan’ilay saika ho lasibatra fotsiny izy, hanao ny asa ratsiny. Tratry ny tampoka sy kendritohina ka tsy afa-niala intsony ary voatotona tamin’ny tany. Naratra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ankorondrano : Mpanendaka tsy afa-niala intsony, voadarok’ilay saika ho lasibatra