Anosy : Lasa vedety ilay polisivavy nanavotra bevohoka

Faly ny olona satria tena noporofoin’ilay polisivavy ilay andraikitra voalohan’ny mpitandro ny filaminana dia ny fiarovana ny olona sy ny fananany. Tamin’ity tranga omaly tetsy Anosy ity dia ain’olona roa izay miady aman’aina no indray navotany. Tsy inona izany fa ny ramatoa iray sy ny zaza tao an-kibony. Nihetsi-jaza tampoka teny an-dàlana itsy voalohany ary izany dia teo anoloan’ny biraon’ny polisy tetsy Anosy . Taitra ilay polisivavy ary nanao izay heriny nanavotana ilay...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Anosy : Lasa vedety ilay polisivavy nanavotra bevohoka