Antalaha : Rangahy namoy ny ainy reraky ny firaisana ara-nofo

Tranga hafa mihitsy no niseho tao amin’ny tokatrano iray tao Ambinagny Antalaha, ny sabotsy lasa teo. Lehilahy iray, sahabo ho 43 taona no hita faty tao amin’io toerana io ny maraina. Nampandrenesina avy hatrany ireo tompon’andraikitra tao an-tanana ary nidina ifotony niaraka tamin’ny mpitsabo. Araka ny fitsirihana nataon’ity farany, raha ny angom-baovao isan-karazany nataon’ireo namana tany an-toerana dia voalaza fa harerahana diso tafahoatra no nahatonga ny fahafatesany. Izy azo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antalaha : Rangahy namoy ny ainy reraky ny firaisana ara-nofo