Antanetibe Mahazaza : Lehilahy avy nigadra, naka an-keriny sy namono zaza

Miandry azy indray izany Tsiafahy ! Lehilahy iray vao avy namita ny saziny, 15 taona an-tranomaizina tetsy Antanimora  no nosamborin’ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-paritra Ambohidratrimo, noho ny resaka fakàna an-keriny sy vono olona, nihatra tamina zazalahy kely 15 taona. Ny voalohandohan’ny volana septambra lasa teo no hita faty, tetsy amin’ny tendrombohitra Tsiankaranosy, ao anatin’ny kaominina Antanetibe Mahazaza ity zazalahy ity, rehefa tsy hita sy tsy nody...
Lire la suite sur Midi Madagascar