Antanety Ankadikely : Vehivavy 22 taona hita faty

Tsy nisy ratra na nahitàna rà ny vatany. Omaly maraina, tokony ho tamin’ny enina ora tany ho any, hatairana ny an’ireo mponina nandeha maraina tao Antanety, fokontany Ankadikely  fa nahita tovovavy iray nitsirara tao anaty lalankely, handeha ho any Antanety Atsimo. Nampandrenesina avy hatrany ny tompon’andraikitry ny filaminana, izay nidina teo no eo ihany teny an-toerana, niaraka tamin’ny mpiasan’ny fahasalamana. Efa nitsirara sy tsy nisy aina intsony ity tovovavy ity tamin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antanety Ankadikely : Vehivavy 22 taona hita faty