Antanimalalaka Besarety : Fiara tapaka hisatra, nandona fiara roa

Mafy ny fifandonana. Soa ihany, tsy nisy ny aina nafoy, ny fahasimban-javatra no goavana. Ny harivan’ny sabotsy teo dia nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tetsy Antanimalalaka Besarety. Fiara marika « Mazda » avy amin’ny Ampasampito avy any no nilaozan’ny hisatra, raha iny handeha hidina avy etsy amin’ny hôpitaly miaramila Soavinandriana hihazo an’i Besarety iny. Ankevitry ny teo am-pidinana ny lalana ny mpamily vao nahatsikaritra ity olana ara-teknika nahazo azy ity....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antanimalalaka Besarety : Fiara tapaka hisatra, nandona fiara roa