Antanimbary-Maevatanàna : Mahazo vahana ny fisehoan’ny lozam-pifamoivoizana

Manomboka mahazo vahana ankehitriny ny fisehoan’ny lozam-pifamoivoizana any Antanimbary an-tampon-tanàna, ato anatin’ny disitrikan’i Mevatanàna, isaky ny Alahady, izay andro tsena sy be olona mivezivezy, tery raha teo ihany koa ny lalana vokatry ny hamaroan’ny mpivarotra amoron-dalana. Ny any amin’iny kaominina iny no betsaka olona mitondra varotra sy mpandanja volamena noho izy toerana manana ny lazany amin’ny resaka volamena. Raha ny angom-baovao voarainay hatrany, dia ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antanimbary-Maevatanàna : Mahazo vahana ny fisehoan’ny lozam-pifamoivoizana