Antilin’i Madagasikara : Nanentana ny olona tsy handoto intsony

Vonona mandrakariva ! Ny sabotsy lasa teo, nanantanteraka hetsika fanadiovana manokana teny amin’iny faritra Anosy iny, avy eo anivon’ny Antilin’i Madagasikara, diosezy Antananarivo. Hetsika izay notarihin’ny Filohany, Atoa Ranivohasina Joseph Christian, ary niarahan’izy ireo niasa tamin’ny pôlisim-pirenena. « Nosafidiana manokana ny tety Anosy, satria tety izahay no nahazo alalàna. Nisy ihany koa ny fiaraha-miasa tamin’ny pôlisim-pirenena, izay isaorana manokana ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antilin’i Madagasikara : Nanentana ny olona tsy handoto intsony