Antsahabe : Miaramila « déserteur » lasa mpanendaka

Antsibe no ampiasainy ary manendaka etsy sy eroa. Nataon’ny polisy miandraikitra ny boriborintany faharoa ny vela-pandrika rehefa nisy ny fitarainana mahakasika ny sinto-mahery. Voasambotra ilay lehilahy niaraka tamin’ny zava-maranitra fampiasany. Nandritra ny fanadihadiana no fantatra fa miaramila nitsoaka an-daharana, na koa nitsoaka ny toby nisy azy ary tsy niverina intsony, io lasa mpanendaka io. Natolotra ny fampanoavana ary nidoboka am-ponja vonjimaika. Raha ny tokony ho izy dia azo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsahabe : Miaramila « déserteur » lasa mpanendaka