Antsalova : Fanafihan-dahalo, mpanara-dia iray maty, zandary iray naratra

Ny marain’ny talata lasa teo dia nivaivay ny fifandonana raha nifanehatra teo amin’ny kizo iray tao Mangatoka, any amin’iny distrik’Antsalova iny, ireo dahalo am-polony maro sy ireo mpanara-dia niaraka tamin’ny zandary. Tamin’izay fotoana izay no nahalavo ny iray tamin’ireo fokonolona nanara-dia, ary mpitandro filaminana iray kosa no naratra, vokatry ny tifitra variraraka nataon’ireo olon-dratsy. Ny alin’ny alatsinainy hifoha talata io mantsy dia nitrangan’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsalova : Fanafihan-dahalo, mpanara-dia iray maty, zandary iray naratra