Antsapanimahazo : Mpangala-bary voasambotry ny zandary

Vary 11 lasaka sy tapany, milanja manodidina ny iray taonina any ho any no saron’ny zandary tao an-tranon’izy dimy lahy ireto. Efa nataon’izy ireo avokoa izay rehetra, tsy nety nahafantarana fa vary akotry halatra anefa ity miangona ao ity. Saingy nampangain’ny fahaiza-manaon’ny zandary ry zalahy, ka tsy afa-niala. Tranga hafakely niseho tao Antsapanimahazo, kaominina Faratsiho, ny alin’ny talata hifoha alarobia lasa teo. Araka ny fantatra dia efa maty paika tanteraka ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsapanimahazo : Mpangala-bary voasambotry ny zandary