Antsirabe : Fandravana trano raikitra ny sakoroka, nanidy tsena ny karana

Nahatsiaro tena ho voafitaka ireo lasibatra tamin`ity fandravana trano andiany faharoa ity. Raha tsiahivina dia vao roa volana monja no nisy fandravana tahaka izao teo amin`ity toerana ity ihany. Tsy mbola niala teo ireo fianakaviana maromaro ireo hatrizay fa nanangana trano labasy hisitrihina, ny sasany kosa nanao tafo lanitra. Ny talata maraina teo nisy vadintany tonga teny an-toerana nilaza fa handrefy tany sy hiaro ireo fokonolona nanajary ny tany. Akory anefa ny hatairany ny Alarobia vao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsirabe : Fandravana trano raikitra ny sakoroka, nanidy tsena ny karana