Antsirabe II : Kaominina roa nametrahana « poste avancé »

Tsy mbola mifanaraka amin’ny isan’ny mponina sy ny halebeazan’ny distrika  ny fotodrafitrasa misy ao amin’ny distrikan’Antsirabe faharoa indrindra any amin’ireo kaominina sasantsasany. Isan’ny tena mapitaraina ny mponina ny lafiny tsy fandriampahaleana, midadasika rahateo ny distrika Antsirabe II raha ny velaran-tany no jerena. Antony nametrahana ny zana tobim-paritry ny zandarimaria na « poste avancé » izany mba hifaraka amin’ny filan’ny mponina. Kaominina roa no...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsirabe II : Kaominina roa nametrahana « poste avancé »