Antsirabe : Ilan-tanan’olona noviravirain’ny alika

Ilan-tanan’olona iray no nisy nahita tao anaty harona plastika tao Antsahakely Antsirabe ny maraianan’ny Alakamisy lasa teo. Araky ny loharanom-baovao dia nentin’ny alika teo an-tanàna ity ilan-tanan’olona ity no nisy nahita. Tsy fantatra mazava noho izany ny niavian’ity tanana ity. Taorian’ny fizahana nataon’ny BMH niaraka tamin’ny mpitandro filaminana no nahafantarana fa mbola feno nofo ilay tanana  »avant-bras » ilany ankavanana. Hatreto dia tsy mblola nisy ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsirabe : Ilan-tanan’olona noviravirain’ny alika