Antsirabe : Miaramila zazavavao namono tena

Mbola hitan’ny ireo nanatri-maso nivavaka aloha izy talohan’ny nitsambikinany avy eny ambony tamboho ho any ambanin’ity fiarabe nandalo teo anoloany. Maty tsy tra-drano ity farany, noho ny ratra nahazo azy. Miaramila zazavao, tokony ho 22 taona, no namoy ny ainy, tao Vatofotsy Antsirabe, rehefa nitsoraka tao ambany fiarabe, mpitatitra solika avy any Tsaroloha, omaly tolakandro. Tsy nisy nanampo ny zava-niseho ny rehetra teo amin’ny manodidina, eny fa na ireo namany aza tamin’io...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsirabe : Miaramila zazavavao namono tena