Antsirabe :  Namono tena teny ambony andrin-jiro

Niakatra teo ambony andrin-jiro izay mitondra herinaratra faran’izay mahery vaika ilay lehilahy. Talanjona ny olona raha nahita azy avy ety ambany, mipetraka tsara ery amin’ny 15metatra miala amin’ny tany. Tsy vitan’izany fa eo amin’ny andrin-jiro matanjaka. Ny andron’ny faran’ny taona teo no nisehoan’izany tao antampon-tanànan’Antsirabe. Efa nitangorona ny olona sady niangavy azy ny mba hidina avy hatrany. Tsy nahoany anefa izany, niziriziry tamin’ny heviny teo ary...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsirabe :  Namono tena teny ambony andrin-jiro