Antsirabe : Trano valo kilan’ny afo, voasambotra ny nahavanon-doza 

Lehilahy tsy dia tsara fiaraha monina teo an-tanana no nahavanin-doza ka nitarika nahamaizana trano miisa valo be izao tao amin’ny fokontany Antanambao Antsinanan’Ivohitra Antsirabe Antapotanana. Efa hatramin’ny Alahady no nikasa handoro ny trano fonenany ity raim-pianakaviana ity fa saingy voasakan’ny manodidina ihany tamin’io andro io.  Ny andron’ny Alatsinainy lasa teo tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany hariva no tena notanterahiny ny fikasan- dratsiny ka nandorany ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsirabe : Trano valo kilan’ny afo, voasambotra ny nahavanon-doza