Aosozato Atxinana I : Vzloma hatreo ny asan-jiolahy

Dingana lehibe tokony halain’ireo fokontany hafa manerana ny nosy ity nataon-Anosizato Atsinannana I, ao anatin’ny boriboritany faha 4, kaominina Antananarivo Renivohitra ity. Isan’’ireo fokontany tena sahirana eo amin’ny lafiny fihariana ny mponina ao. Antony iray mampirongatra ny tsy fandriampahalema sy ny asan-jiolahy ka mampihorohoro ny vahoaka eny an-toerana. Olana izay azo sorohana amin’ny fomba tsotra anefa izany, hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina, filohan’ity fokontany ity...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Aosozato Atxinana I : Vzloma hatreo ny asan-jiolahy