Arivonimamo : Dahalo raindahiny maty voatifitra

Lehiben’ny jiolahy iray fantatra amin’ny anarana hoe Dede no maty voatifitry ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-paritra Arivonimamo ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy teo. Raha ny fampitam-bavovao azo dia teo am-pikononkonona fanafihana mihitsy ity farany, niaraka tamin’ireo namany no nifanehatra tamin’ireo mpitandro filaminana tao amin’ny toerana antsoina hoe Antorendrika, fokontany sy kaominina Ambatomanga amin’ny distrikan’Arivonimamo. Raikitra teo ny fifandonana....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Arivonimamo : Dahalo raindahiny maty voatifitra