Arivonimamo : Nosamborina dia navotsotra i Jork

Nandritry ny fisamborana azy. Isan’ny mpitarika ny hetsiky ny 11 kandidà any Arivonimamo sy ny manodidina i Jork. Ary tena mafana fo sy mahatarika olona betsaka izy. Tao amin’ny toerana izay niandraiketany aza no isan’ny be olona indrindra hatramin’izay nisian’ity hetsika ity. Omaly, raha nidina an-dalambe izy sy ny olona marobe ka nandalo barazin’ny mpitandro ny filaminana no nisehoan’ny fifamaliana toa ny mahazatra. Niezaka nanazava sy nandresy lahatra i Jork ny mba...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Arivonimamo : Nosamborina dia navotsotra i Jork