Asa fanompoam-pirenena : Maimaimpoana ny fidirana ho « zazavao »

Nankatoavina tao amin’ny filan-kevitry ny minisitra izay natao tamin’ny 20 martsa lasa teo ny fandraisana ireo « zazavao » hanao ny asa fanompoam-pirenena miaramila eo anivon’ny foloalindahy amin’ity taona ity. Efa misokatra araka izany ny fandraisana ny fangatahana sy ny antontan-tarasasin’ireo izay mikasa ny hanao izany adidy masina izany. Zatovolahy 2000 no handrafitra ny kilasy 2024 ka ireo izay teraka teo anelanelan’ny taona 2000 ka hatramin’ny taona 2005 no...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Asa fanompoam-pirenena : Maimaimpoana ny fidirana ho « zazavao »