Barikadimy : Mpampianatry ny oniversite nidaroka mpianatra

Azo « vidéo » avokoa ny zava-nitranga satria teo imason’ny mpianatra hafa izay tsy nisalasala naka porofo tamin’ny finday. Nosintomin-drangahy tamin’ny vozon’akanjony ilay mpianatra ary nokendainy. Soa ihany fa tovolahy mbola matanjaka ary afaka nanala ny tanany. Mihejan-droa tanteraka ny tady. Andaniny, ny mpianatry ny sampana fitantanana (mention Gestion) ary ankilany ny lehiben’io sampana io eo anivon’ny oniversite Toamasina. Io farany izay takian’ny mpianatra ny fialany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Barikadimy : Mpampianatry ny oniversite nidaroka mpianatra