Beanana-Maevatanàna : Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny CEG

Tontosa tamin’ny alakamisy faha 11 aprily 2024 teo, ny fitokanana fotodrafitrasa ahitana efitrano fianarana, izay natrehan’ireo olo-manan-kaja sy sivily, miaramila, ary ny solontenan’ny  » GESCOD », angady nanànana izao fotodrafitrasa izao. Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny kaominina ambanivohitra Beanana, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, ka ahitana efitrano fianarana miisa roa (02), trano famakiam-boky, rano fisotro madio, herinaritra mandeha amin’ny herin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Beanana-Maevatanàna : Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny CEG