Begogo-Maevatanàna : Omby miisa 16 nalain’ny jiolahy

Efa zatra lalan-dririnina, araka ny fomba fiteny tokoa, ny malaso amin’ny fangalarana omby, any ka tapa-dalan-kaleha tamin’ity indray mitoraka ity, rehefa niditra am-boletra tao amin’ny fokontany Begogo, any amin’ny kaominina ambanivohitra Tsararano,ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, ny alin’ny faha 04 hatramin’ny faha 05 volana Jona 2024 teo, tokony tamin’ny iray (01) ora sy sasany maraina tany ho any ny nisehoan’izany. Raha ny fampitam-baovao voaray hatrany, dia...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Begogo-Maevatanàna : Omby miisa 16 nalain’ny jiolahy