Betsiboka : Dadarabe maty voatifitra

Tsy nahomby angamba ny fahitàn’ity mpilalao ody ratsy ity. Tsy nampoiziny ny fahatongavan’ny zandary tao an-tranony mba hisambotra azy. Mbola teo am-pikirakirana ireo tapa-kazo mihitsy ilay olona no niditra tampoka ny mpitandro ny filaminana izay efa nanara-maso ela ny jiolahy roa. Niditra tao amin’io dadarabe io ireo olon-dratsy mba haka ody gasy. Teo no tapaka ny hevitra ny amin’ny hanamborana azy ireo. Ary dia samy azo sambo-belona izy roalahy raha nitsoaka kosa ilay dadarabe ka...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Betsiboka : Dadarabe maty voatifitra