Betsiboka : Niverina tamin’ireo mponina ny fitrandraham-bolamena

Nahafaly ny mponina any Tsinjarafa-Marokoro, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, ary fandresena ho azy ireo, izao fanapahan-kevitra noraisin’ny tompon’andraikitra tandrify izany amin’ny fisamborana ireo Sinoa niisa folo nanao fadikan-dalàna tamin’ny fitrandrahana volamena tsy nahazoana alalana. Marihina fa niady irery ireo vahoaka tany an-toerana nandritra ny taona maro nisian’ireo Sinoa kely maso, izay niara-niasa tamin’ny goveronoran’ny faritra Betsiboka teo aloha sy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Betsiboka : Niverina tamin’ireo mponina ny fitrandraham-bolamena