« Box MIAMI » Toamasina : Notsaraina omaly ny raharaha

Raha ny filazana nataon’ny fitsarana nandritra ny fiakaran’ilay raharaha famarotana trano eva na “Box” teny amin’ny moron-dranomasin’i Toamasina antsoina hoe “MIAMI”. Nandeha omaly ny fitsaràna mikasika ireo olona roa voaroiroy namoaka ilay vaovao, ka ny iray voatery nihazonina fonja vonjy maika alohan’ny nahazoany famotsorana azony talohan’ity fivoahana didy ity. Nampisy fanehoan-kevitra maro tamin’ny tamban-jotran-tserasera “facebook” ity raharaha fitsarana sy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de « Box MIAMI » Toamasina : Notsaraina omaly ny raharaha