Bypass : Faty hita tao anaty tatatra

Taitra ny mpandeha an-tongotra vao maraina raha nahita razana tao anaty tatatra. Tetsy amin’ny Bypass, mifanandrify amin’ny kianja fanaovana fanatanjahan-tena antsoina hoe Ankazobe. « Nisy tokoa ny fahitàna razana kanefa mbola tsy fantatra mazava izay tena zava-nitranga. Tsy nisy ratra ilay olona maty raha araka ny hita teny an-toerana », hoy ny fanazavan’ny polisy miadidy iny faritra iny. Etsy andanin’izany, nisy ny fizarana tamin’ny tambajotra sosialy fa nisy fiara nandeha mafy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Bypass : Faty hita tao anaty tatatra