Bypass : Nizara roa ilay mpitaingina moto

Nobataina ny tapany ambony dia avy eo indray ny tapany ambany. Nizara roa ara-bakiteny ilay lehilahy manodidina ny 30 taona. Tetsy amin’ny Bypass indray, mifanandrify amin’ny sampanan’Alasora no niseho ny lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona. Raha araka ny vaovao nampitain’izay nanatri-maso dia nisy familiana tsy voafehy ka nifandona tany amin’ny kamiao ny kodiaran-droa scooter nitondra olona roa. Samy nanidina avy eny amin’ny scooter ireo lehilahy roa saingy ny iray...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Bypass : Nizara roa ilay mpitaingina moto