Cannibal Tanjombato : « Faty olona » nifono lamba

Hatairana tsy nisy toy izany ny an’ireo mponina teo amin’ny faritra antsoina hoe Cannibal, teny Tanjombato teny omaly maraina. Teo amin’ny sisin-dalàna, anaty fonosan-damba, nahitàna zavatra lavalava miendrika vatan’olona. Rehefa notomorina akaiky anefa dia tena olona, saingy olona efa tsy niaina intsony. Raikitra ny sahotaka« misy fatin’olona mifono lamba eo amin’ny Cannibal ». Vetivety dia nitangorona ny olona ary poa toa izay ihany koa ny fahatongavan’ny zandary, avy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Cannibal Tanjombato : « Faty olona » nifono lamba