« Cannibale » Tanjombato : Roalahy voasambotra fa namono vazaha

Ny tapaky ny volana febroary lasa teo, terantany vahiny iray no niharan’ny fanendahana teny amin’iny faritry Tanjombato iny. Tsy vitan’ny fanendahana fotsiny anefa fa mbola niharan’ny vono ihany koa ity farany, rehefa tsy nanaiky mora fa nanohitra ireto olon-dratsy. Voatrobaka antsy teo amin’ny tratrany. Tapa-bolana taty aoriana, ny roa tamin’ireo olon-dratsy namono nahafaty ity vazaha ity no voasambotry ny pôlisy tao amin’ny kartié iray teny an-toerana fantatra amin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de « Cannibale » Tanjombato : Roalahy voasambotra fa namono vazaha