« Ceni » nisy nandoro : Tafakatra 40 any ho any ireo olona nohenoina

Tapa-bolana latsaka taoriana, mbola tena ao anatin’ny famotorana tanteraka ireo mpitandro filaminana, pôlisy sy zandary ao Ambovombe Androy mahakasika ilay tranga fahamaizan’ny biraon’ny Ceni tany Tsihombe, ny ampitson’ny fifidianana solom-bavambahoaka. Araka ny angom-baovao azo avy amin’ny namana tany an-toerana, tao anatin’izany fotoana izay dia efa tafakatra efapolo isa tany ho any ireo olona henoina eny anivon’ny biraon’ireo mpanao famotorana. Raha notazomina natao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de « Ceni » nisy nandoro : Tafakatra 40 any ho any ireo olona nohenoina