Coliseum Antsonjombe : Tovolahy nitoraka kandidà, nodarahon’ny olona

Nifanenjehana … Voasambotra … Nifandritahana … Ary samy nidaroka avokoa ireo izay nahita.  Ireo « sécurité » maromaro no nanakana sy niaro azy nony avy eo ary nitondra azy nivoaka ny Coliseum. Tranga niseho nanditra ny hetsika fotsy nataon’ireo vondron’ny kandidà tetsy Antsonjombe, ny sabotsy lasa teo. Tsy fantatra mazava izay tena tanjon’ity tovolahy iray, nandritra io hetsika teny an-toerana. Nisy nilaza fa mpangarom-paosy ingahirainy. Ny sasany indray nilaza fa olona...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Coliseum Antsonjombe : Tovolahy nitoraka kandidà, nodarahon’ny olona