« Composé » : Loza mitatao ho an’ny mpanjifa

Mitady ho lasa loza mitatao ny fihinana irony antsoina hoe « composé » eny antsisin-dàlana irony tato ho ato. Omaly fotsiny, tetsy Ambohitsoa, olona dimy no indray narary tao anatin’ny orinasa iray teo an-toerana ary voatery nampodiana. Samy nanamafy fa avy nihinana io karazan-kanina io tamin’ny fotoana fakàn’aina kely ary tamin’ny toerana samihafa izany. Raha nanontany mpitsabo iray tao amin’ny hopitaly lehibe dia tena mitombona tokoa ny ahiahy fa mitera-doza ny « composé »...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de « Composé » : Loza mitatao ho an’ny mpanjifa