Diégo : Mopera maty tao anaty 4×4

Naka sisintsisiny ilay fiara tsy mataho-dàlana miloko fotsy. Izany dia teo amin’ny faritry ny oniversite ao Antsiranana. Adiny telo taty aoriana, mbola teo ihany ny fiara ary tsy niova mihitsy koa ny fipetraky ny olona tao anatiny no sady tsy mihetsika. Nisy nahatsikaritra izany ny tolakandron’ny sabotsy teo. Nampandrenesina ny tompon’andraikitry ny oniversite dia toa mitombina tokoa ny fanahiana. Nantsoina ny mpitandro ny filaminana ary nosokafana ny fiara ary tena efa vatana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Diégo : Mopera maty tao anaty 4×4