Disitrakan’i Maevatanàna : Mirongatra ny tsy fanadriam-pahalemana

Tsy mahasahana ny isan’ny mponina ve ny mpitandro filaminana sa ampiasaina amin’ny zavatra hafa sa misy antony manokana tsy ahafehezana ny asan-jiolahy misy ato anatin’ny dizitrikan’ i Maevatanàna? Io no fanontaniana manitikitika ny saina, manoloana ny firongatry ny tsy fandriam-pahalemana, saika tsy anavahana na ambonivohitra na ambanivohitra. Milaza miara-mahita ny olom-pirenena aty an-toerana, tamin’ny faramparany taona lasa iny sy fidirany taona 2024 izao fa tsy misy andro tsy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Disitrakan’i Maevatanàna : Mirongatra ny tsy fanadriam-pahalemana