Disitrikan’i Tsaratanàna : Tsy nanadino ny fikambanam-behivavy Atoa Thony

 » Ho fanatsarana ny fiainana ara-tsosialy ho an’ny vehivavy izay nanamarika ny andron’ny valo Marsa tany amin’ny disitrikan’i Tsaratanàna iray manontolo, dia nanome fanampiana ho azy ireo Atoa Thony Andriamalala ». Tsy nikely soroka amin’ny fifanomezan-tanana ny zokibe Ray aman-dreny amin’ny fanomezana: Lambahoany sy fanamina ambony na Tee-shirt aman’arivony maro hoan’ireo vehivavy rehetra, eny aza na dia ireo tsy anatin’ny fikambanam-behivavy any amin’iny faritra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Disitrikan’i Tsaratanàna : Tsy nanadino ny fikambanam-behivavy Atoa Thony