Epp 1904 Tanambao II : Notokanana ny fanarenana ny sekoly…

Noraisina tamin’ny fomba ofisialy ny fanarenana ny sekoly Epp 1904 ao Tanambao II Toamasina. Niara-niasa tamin’izany ny firaisan-kinan’ny banky BOA notarihan’ny filohany Rtoa Sidika Akbaraly. Nomarihan’ity filohan’ny fiaraha-miasan’ny BOA fa isan’ny tafiditra tamin’ny fandaharan’asan’ny orinasa tamin’ny fiadohan’ny taona ny fanarenana ny sekoly Epp 1904 Tanambao II. Tafiditra tamin’izany koa ny fametrahana ivo-toerana fanaovana vakisiny iarahana miasa amin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Epp 1904 Tanambao II : Notokanana ny fanarenana ny sekoly…