Facebook : « Challenge mandoro vola », nidoboka am-ponja ilay tovovavy

Tsy handefitra ary hatao hazalambo, izay mbola minia manao ity fandikan-dalàna ity, hoy ny teo anivon’ny zandary. Natolotra teny anivon’ny Fampanoavana ilay tovovavy iray, nanao « challenge mandoro vola » tao anaty tambajotra sosialy, rehefa avy nofotorana teny anivon’ny tobim-paritra ny zandary tao Antalaha, taorian’ny fisamborana azy. Taorian’ny fanapahan-kevitra nataon’ireo mpitsara mpanao famotorana dia naiditra am-ponja vonjimaika ao Antalaha ny tovovavy, mandram-piandry...
Lire la suite sur Midi Madagascar