Fahapahan-jiro teto Toamasina : Nisehoana hetsi-bahoaka ireo fokontany maro

Tezitra amin’ny fahatapahan-jiro eto Toamasina nanomboka ny talata teo ny vahoaka teto Toamasina, dia nitrangana hetsi-bahoaka tamin’ireo fokontany maromaro vokatra izany. Isan’ny fokontany nitrangan’izany ny tao Mangarano, Barikadimy, Sampanan-dalana mihazo ny Morarano, Ambolomadinika,…sy ireo kartie hafa ihany koa. Nanomboka tamin’ny 8 ora maraina izany fahatapahana izany, tsy mifarana raha tsy amin’ny 7 ora hariva ankoatra ireo fokontany tsy miverina mihitsy, isan’izany ireo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fahapahan-jiro teto Toamasina : Nisehoana hetsi-bahoaka ireo fokontany maro