Fametavetana vehivavy ao am-piangonana : Pasitera sandoka sy mpaminany roa lahy nadoboka am-ponja

Gaga ny maro raha nahare fa misy pastera sy mpaminany sandoka nofonjain’ny fitsarana noho ny fametavetana mpino vavy ao amin’ny fiangonana sahanin’izy ireo eto Toamasina. Voalaza fa ireo mpino mivavaka ao aminy ihany no nitory azy ireo noho ny zavatra ataony amin’ireto mpino ao aminy. Milaza tena ho bogosy mantsy ilay pastera sy mpaminany sandoka iray tamin’ireo, ka hadalainy daholo ireo vehivavy mivavaka ao aminy, ary ampanantenainy “ambiance assure” izany. Misy ny roboka,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fametavetana vehivavy ao am-piangonana : Pasitera sandoka sy mpaminany roa lahy nadoboka am-ponja