Famonoana mpandraharaha tao Maevatanàna : Naiditra am-ponja vonjimaika ny roalahy, « LP » kosa ny iray

Ankotra an’ireo olona niisa dimy, nidoboka am-ponja vonjimaika, izay voarohirohy tamin’ny famonoana mpandraharaha iray avy Berivotra 5/5, dia olona niisa telo hafa, ihany koa no niakatra fampanoavana ny tolak’andron’ny Alatsinainy faha 19 Febroary lasa teo, ary taorian’ny fanapan-kevin’ny tonia mpapanoa lalàna no nampidirana am-ponja vonjimaika azy roalahy eny amin’ny Mangahazo tsy vidina ao Ambodimadiro, ary ny iray tamin’izy ireo no nahazo fahafahana vonjimaika. Raha...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Famonoana mpandraharaha tao Maevatanàna : Naiditra am-ponja vonjimaika ny roalahy, « LP » kosa ny iray