Fanafihana tao Ambohimalaza : Mpiasa an-trano sy jiolahy no niray tsikombakomba

Voasambotra avokoa izy ireo ankehitriny ary volana maromaro vao tena hita ny nisy azy. Voafaritra tao anaty fanadihadian’ny zandarin’Ambohimalaza fa ny mpiasa an-trano no nanome hevitra ny jiolahy ny momba ny hanatontosana ny fanafihana. Raikitra ary fa natao tokoa izany ny 3 desambra 2022. Nambanana antsy ny iray trano ary norahonana ny haolana ny vehivavy raha to aka tsy omena avokoa ny vola rehetra ao an-trano. Voatery nanaraka tsy fidiny ny tompon-trano. Lasa ny vola sy ny fitaovana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fanafihana tao Ambohimalaza : Mpiasa an-trano sy jiolahy no niray tsikombakomba