Fanatsarana ny fifidianana solombavambahoaka : Nanafatra ireo kandida teto Toamasina ny ADOPT

Ny fikambanana ADOPT, na « Association des Originaires de la Province de Toamasina », nampiantso ireo kandida teto Toamasina nampitan’izy ireo hafatra, amin’ny maha Raiamandreny azy ireo. Nampitain’ity ADOPT ity ary ny maha-zava-dehibe ny fifidianana solombavambahoaka atao tsy ho ela, ka tokony hisy ny fifanajana eo amin’ireo samy kandida, satria zava-dehibe amin’ny fiainam-bahoaka izany fifidianana solombavambahoaka izany, noho izy ireo hifidy lalàna tonga eny Tsimbazaza eny....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fanatsarana ny fifidianana solombavambahoaka : Nanafatra ireo kandida teto Toamasina ny ADOPT