Fandikan-dalàn’ny taxibe : An-dalana ny fametrahana ny bokin’andraikitra vaovao, hoy ny UCTU

Raha ny hita tato ho ato, dia nihamaro loatra ireo fitairanana isan-karazany ataon’ny mpanjifa amin’ireo taxibe miasa eto an-drenivohitra, mahakasika ireo fandikan-dalàna isan-karazany ataon’ireo « chauffeur » sy « receveur ».  Tsara anefa ny manamarika fa tsy mitazam-potsiny na minia manampi-tsofina ireo tompon’andraikitra, indrindra fa ny eo anivon’ny Fikambanan’ny kaoperativam-pitaterana an-tanan-dehibe na ny UCTU fa efa misy ny paik’ady sy dingana natao :...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fandikan-dalàn’ny taxibe : An-dalana ny fametrahana ny bokin’andraikitra vaovao, hoy ny UCTU