Fanendahana anaty taxi-be : Roa lahy voasambotra tetsy Ambolokandrina

Efa nanova tokotany filalaovana hafa indray ireo totakely, mpanendaka tao ho ao izay, ao anaty fiara fitateram-bahoaka, eto an-drenivohitra ! Tsy vitsy tokoa no mitaraina sy efa lasibatrar’ireto mpanao ratsy ireto. Saingy hatramin’izay dia saika tafaporitsaka sy tsy mbola nisy voasambotra izy ireo, … raha tsy ny zoma lasa teo. Nanoloana izay fitarainana marobe izay indrindra antony nanosika ny teo anivon’ny polisim-pirenena hanao hetsika manokana, entina mipaingotra ireto...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fanendahana anaty taxi-be : Roa lahy voasambotra tetsy Ambolokandrina