Faty hita tao Analamalotra Toamasina : Mbola miriaria any daholo ireo nahiana ho namono

Nahazo fahafahana vonjy maika avokoa ireo olona 8 nahiana ho tompon’antoka tamin’ny famonoana an’i Zafalie Marie Orlove, tovolahy 20 taona hita faty teny amin’ny moron-dranomasin’i Analamalotra, Toamasina ny 4 septambra 2023. Ny volana oktobra 2023 no nahazo izany ny olona roa tamin’ireo voarohirohy, raha toa ka ny 8 janoary lasa teo no nivoaka ny didy ho an’ireo olona 6 ambiny. Mbola tsy nisy anefa ny fanadihadiana lalina mahakasika ity raharaha ity no izao navoaka izao ireo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Faty hita tao Analamalotra Toamasina : Mbola miriaria any daholo ireo nahiana ho namono