Fenoarivo Atsinanana : Raharaha fanapahana filahiana : amin’ny 26 febroary ny fitsarana

Ny zoma 08 desambra teo no niakatra fampanoavana amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Fenerivo atsinanana ny raharaha Rasolo Lanona Cleteau. Raha ny tantara dia tovolahy 27 taona no tapaka filahiana, tao amin’ny kaominina Sahalava, distrikan’i Fenerivo atsinanana, ny alin’ny 16 novambra nifoha ny 17 novambra. Raha ny fantatra dia olona telo no notorin’ny fianakavian’ity tovolahy ity, nahitana ny vadiny sy ny rafozambaviny ary ny rafilahiny. Nandritra io fiakarana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fenoarivo Atsinanana : Raharaha fanapahana filahiana : amin’ny 26 febroary ny fitsarana