Fetin’ny maty Toamasina : Ny alahady teo vao tena nanomboka izany…

Na efa tamin’ny alarobia 01 novambra teo aza ny fankalazana ny fetin’ny maty, dia alahady teo vao tena nanomboka izany teto Toamasina. Fety tsy manan-tsahala mantsy ny fetin’ny maty eto Toamasina noho izy ifankahitan’ny mpianakavy ela tsy nifankahita nandritra ny taona. Maro ny zava-mitranga mandritra izany, satria misy ireo fianakaviana manao fety be sy sakafo manokana mandritra izany, eo koa ny fanadiovana ny fasana sy ny manodidina azy, ary fanaingona azy amin’ny voninkazo....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fetin’ny maty Toamasina : Ny alahady teo vao tena nanomboka izany…